|
|
|
|

Teny iditra1  tratra antitra
Singan-teny  2 tratra, 3 antitra
Sokajin-teny  4  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  5 teny fanaovam-beloma sy firariana ho tratra antitra anie; teny fiarahabana andriana fahizay ary mbola fampiasa koa ankehitriny rehefa hanao veloma mba ho firariana ho ela velona.
6 ela velona sy maro andro niainana. [1.1]
Voambolana  7  Teny fanajana
Mpanahaka  8  traraantitra, 9  trarantitra, 10  tratrantitra
Ohabolana  11  Ohabolana misy io teny io

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02